الاثنين، 4 ديسمبر 2023

Category: TARANJA - TANTARAN'NY MPAMINANY (S.A.W) - IREO ZAVATRA TSY AZO TSINOTSINOAVIN'NY ZAZA SILAMO NY FAHAIZANA AZY

Category: TARANJA - TANTARAN'NY MPAMINANY (S.A.W) - IREO ZAVATRA TSY AZO TSINOTSINOAVIN'NY ZAZA SILAMO NY FAHAIZANA AZY: TARANJA - TANTARAN'NY MPAMINANY (S.A.W) F1 : Inona no firazanan'ny Mpaminany Mouhammad (S.A.W)?   F2 : Iza no anaran'ny renin'i Mpaminanintsika (S.A.W)?   F3 : Ovina no maty ny rainy?   F4 : Ovina no teraka i Mpaminany Mouhammad (S.A.W) ?   F5 : Taiza ny tanàna nahaterahany?   F6 : Iza ireo vehivavy nampinono sy nitaiza azy akoatry ny reniny?   F7 : Ovina nahafaty ny Reniny?   F8 : Iza no niandraikitra azy taorian'ny nahafaty ny Raibeny Abdoul-Mouttalib?   F9 : Ovina izy (Mpaminany S.A.W) no nandeha voyage niaraka tamin'ny rahalahan-dRainy tany SHAMI?   F10 : Ovina nandehanany nanao voyage fanindroany?   F11 : Ovina no nanavao ny KAABA ry zareo Couraich?   F12 : Firy taona izy no nahazo ny faminaniana? Ary nalefa ho amin'iza?   F13 : Inona no zavatra voalohany nanombohan'ny faminaniana?   F14 : Nanao ahoana ny toe-piainany talohan’ny faminaniana? Ary oviana no tonga voalohany taminy ny faminaniana?   F15 : Inona ny andininy voalohany nilatsaka taminy tao amin'ny Coran?   F16 : Iza no olona voalohany nino ny faminaniany?   F17 : Nanao ahoana ny fiantsoana ho any amin'ny finoana silamo?   F18 : Ahoana toe-piainan'ny Mpaminany (S.A.W) sy ireo nino azy taorian'ny fampahafantarana ampa

ليست هناك تعليقات:

إرسال تعليق